|
|
|
|

Teny iditra 1  ambela
Fototeny  2 vela
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady?
9 Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy
10 Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy
11 Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa
12 Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ
13 Omena lalana: Avelao kely aho handeha
14 Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa [1.1]
Tovy hevitra  15 avela

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22