|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  amboara (voara)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em tina eny am-pamoloana
4  anentan-javatra iray fehezana, antonona ho entin' ny olona iray mitondra
5  fiarahan-javatra maro mirindra: Amboaram-peo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a sheaf [1.2]
7  a sheaf of grain; a bouquet of flowers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  gerbe [1.3, 1.8]
9  bouquet de fleurs [1.8]
Kamban-teny 
Lohateny 

Teny iditra (2/2)12  Amboara
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (haitoetany)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny Amboara io
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fitanisana

Fivaditsoratra  16  ambaora, ambarao, Amboara, amboara, ambaora, ambarao, Amboara, amboara

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31