|
|
|
|

Teny iditra 1  amboarina
Fototeny  2 voatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony
9 Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be prepared; to be arranged; to be repaired [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare [1.8]
Ohatra  12  Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io. [1.519#]
13  Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino. [1.437#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe amboarina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  amboarina, 16 amboriana, 17 anambario, 18 anamboary

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21