|
|
|
|

Teny iditra am-bohoka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ao ankibo: Maty am-bohoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In the womb [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Au sein de la mère [1.8]
Ohatra Teo amin' ny kristiana, ny olombelona rehetra dia mpanota avokoa na dia mbola hatrany ambohoka aza. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18