Teny iditra | ambohony | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Any ivelany, ivoho [1.78] | |
[Bara] Ambadika, ivelan'ny trano [1.78] | ||
Teny iditra | ambohony | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Velarany, habe [1.78] | |
Fivaditsoratra | ambohony, ambonohy, anombiho, anombohy, mibonoha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |