|
|
|
|

Teny iditra1  ambonimbary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anana tsy mitango apetraka eny ambonin' ny vary ao am-bilany, ilay efa madiva ho ritra iny ny vary, ka ny etona fotsiny no manamasaka azy eo
Voambolana  4  Haizavamaniry: ahitra
Singan-teny  5  ambony, vary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25