|
|
|
|

Teny iditra 1  ambonimbony
Fototeny  2 ambony
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  6 (duplicatif diminutif) [1.3]
Ohatra  7  Mainka moa fa ireo olona ambonimbony tao an-tanàna. [2.472#99]
8  Vehivavy malemy fanahy sy tia fihavanana aman'olona izy ary nahita fianarana ambonimbony kokoa noho ny lahy. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19