Teny iditra amborifotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny onja mifanena ka mifandona, na midona amin' ny vatolampy, ka mandroatra fotsy sy mamorivory [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31