|
|
|
|

Teny iditra 1  amidy
Fototeny  2 vidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Omena hovidiana: Amidinao ve itỳ vorona itỳ?
9 Entina mividy: Iny vola roapolo, ka ariary folo hamidy siramamy ary ariary folo hamidy sigara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 see vidy. [1.2]
11 to be sold; for sale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on vend; à vendre [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe amidy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  amidy, 15 i mady, 16 miady, 17 midia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21