Teny iditra (1/2) | 1 amoahana |
Fototeny | 2 foaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny amoahana io |
Teny iditra (2/2) | 10 amoahana |
Fototeny | 11 voaka |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#843] |
Ohatra |
14 Ny teny no amoahana ny hevitra ao an-dohan'ny tena, anehoana izany amin'ny hafa. [2.606#] 15 Ankoatra izany, « rehefa mety ho mpiasam-panjakana manana fahefana, na sivily na miaramila, ka mirotsaka hofidiana, dia esorina amin' ny asany manomboka ny daty amoahana ny lisitra ofisialin' ny kandid. [4.27#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 20 amahanao, amahoana, amaohana, amoahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |