|
|
|
|

Teny iditra 1  amohana
Fototeny  2 voha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  8  Efa mba nanavakavaka omby ihany ny ho vinanto avy aty, ka ny isany sy ny toetoetrany hono, raha hananana dia amohana, raha tsy ananana dia hihemorany. [2.245#]

Fivaditsoratra  9 amahano, amohana, 10 manoaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26