| Teny iditra | 1 amoizana |
| Fototeny | 2 foy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
8 Moa tsy hianao no namoizako ny tena fototro rehetra Fanjakana!
[2.928]
9 Raha fitaka nampianarin' olona io, nahoana no dia sahin' ny mpivavaka amoizana ny ainy? [2.285] 10 Dia izany tokoa mantsy no hita eto amin' ny fiainana: vidina lafo matetika ny ala tahaky ny lanitra izay anefa amoizana ny lanitra. [2.313#] 11 Maty aho, ray vahoaka, fa nilazan' olona ny kobaka am-bava, ny vojana an-tenda, ka ny vavany nalefaka androtr' izay no namoizako ny ahy tsy foiko; [2.69] |
| Fivaditsoratra | amoizana, 12 azo maina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|