|
|
|
|

Teny iditra 1  amolavolana
Fototeny  2 volavola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#850]
Ohatra  8  Zava-misy sy mitranga eo amin' ny fiarahamonina no ventesina ao anatin' ny ompa sy ny ozona ka teny fampiasa ao amin' ny fiarahamonina ihany no amolavolana ireny teny ireny. [1.519#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19