Teny iditra | amôniaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (NH3) etona vokatry ny hiñan' ny nitrôzena (N2) amin' ny roa hidrôzena (H2) [1.62] | |
Fanazavàna teny anglisy | Ammonia [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ammoniac [1.13] | |
Voambolana | Simia | |
Ny fihaviany | Frantsay: ammoniac. | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |