|
|
|
|

Teny iditra 1  amoriana
Fototeny  2 vory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#860]
Ohatra  8  Hoy ny mpitana hazomanga: «Ny antony amoriana anareo fokonolona dia maty Ranona. [2.436#]
9  Koa zava-dehibe vitsivitsy no amoriana anareo havan' Andriana, ianareo Andriambaventy sy miaramila ary ny vahoaka tsy an-kanavaka ankehitriny, eto Andohalo. [2.528#130]

Fivaditsoratra  10 amoirana, amoriana, 11 anamaroy, 12 anamoray

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26