|
|
|
|

Teny iditra 1  ampahatsiahivina
Fototeny  2 tsiahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 à faire rappeler, qu'on fait rappeler [1.3]
Ohatra  8  Mila ampahatsiahivina ve fa ny zo hiaro tena dia mitaky fampahafantarana ny olona voakasika izay antony hanomezan-tsiny azy. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19