|
|
|
|

Teny iditra 1  ampakarina
Fototeny  2 akatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 when used with ny it means a bride [1.2]
9 to be raised up
10 to be taken in marriage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Qu'on fait monter
12 qu'on épouse [1.3]
13 qu'on fait monter
14 qu'on épouse (se dit de la mariée) [1.8]
Ohatra  15  ary ny vao ampakarina, dia vodiondry no azy. [2.48#342]
16  Tsy hitako angaha ireny kitapo be dia be nampakarina ireny. [2.472#29]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ampakarina
Lahatsoratra  18 Randzavola: ampakarina ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19