|
|
|
|

Teny iditra 1  ampalesina
Fototeny  2 ampaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza
9 Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany
10 Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be smoothed with the ampaly leaves; fig. used of any business well arranged and conducted. [1.2]
12 to be sandpapered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on polit au papier verre [1.8]
Tovy hevitra  14 ampalina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22