Teny iditra | 1 ampandosirana |
Fototeny | 2 lositra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Ohatra |
4 Ary toy ny raha navelanao handositra ny vorona teo an-tananao no nampandosiranao ny sakaizanao, tsy hahatratra azy intsony hianao. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny ampandosirana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |