|
|
|
|

Teny iditra 1  ampangaina
Fototeny  2 ampanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tondroina ho nanao ratsy, torina: Ampangainao ho nanao izany aho, nefa tsy teto akory aho tamin' io fotoana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be accused of, to be charged with. [1.2]
10 to be accused [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on accuse, qu'on dénonce [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ampangaina, 13 iampangana, 14 mpanagaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21