Teny iditra | 1 ampanjanahina (zanaka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ampisamborina misy zanany: Telo alina izao ny volan-dRangahy io ampanjanahiny any rehetra any [1.1] |
Ohatra |
4 vola venty ka ampanjanahina; [2.436#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny ampanjanahina io |
Fivaditsoratra | 10 ampanjahanina, ampanjanahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |