Teny iditra | 1 Amparafaravola |
Fototeny | 2 farafara, vola |
Singan-teny | 3 farafara, vola |
Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Ohatra |
5 Nisy aza olona nosamborina tany amin' ny faritanin' amparafaravola, any atsimo andrefan' Alaotra, nandalo tao tamin' ny lalany ho any Ambatondrazaka, tsy navela nanohy ny diany intsony. [2.472] 6 Ambatondrazaka sy amparafaravola — ny Sianaka; [2.48] |
Voambolana |
7 Haitoetany: tanàna |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |