|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampatra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao izay tiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8  l'état de ce qui est étendu, allongé, raide [1.3]

Teny iditra (2/2)9  ampatra
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fanazavàna teny anglisy  12  a variety of the Spanish dollar [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31