Teny iditra | ampatra | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao izay tiana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | L'état de ce qui est étendu, allongé, raide [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | ampatra | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A variety of the Spanish dollar [1.2] | ||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |