|
|
|
|

Teny iditra 1  ampiadina
Fototeny  2 ady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina miady [1.1]
Ohatra  9  Any Anatirova no ampiadina. [1.437#]
10  Rehefa kaniry ny angely vao ampiadina. [1.437#]
11  Aza mba fa zanatanin' olona lehity, fa sahala amin' ny alika ialahy, ampiadina dia miady tokoa! [2.472#]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21