Teny iditra | 1 ampidirina (iditra) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Ohatra |
3 Inona kosa no setrin'izany amin'ny entana avy any ivelany ampidirina eto Madagasikara? [2.503#] 4 ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny ampidirina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |