Teny iditra ampifandanjaina (lanja)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Ohatra 
1Raha ampifandanjaiko ny faniriako sy ny tsy faniriako hody, toa ny tsy faniriana no mavesatra kokoa, nefa tsy tombon-danja ampy hanapahako hevitra avy hatrany izany/ [2.4]
2Tsy maintsy ampifandanjaina ny fampandrosoana ny faritra mba hanamafisana ny firaisam-pirenena. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampifandanjaina, ampifandanjaiko, ampifandanjainao, ampifandanjainy, ampifandanjaintsika, ampifandanjainay, ampifandanjainareo, ampifandanjain', ampifandanjain-, ampifandanjaim-, ampifandanjai-
Ny lasa : nampifandanjaina, nampifandanjaiko, nampifandanjainao, nampifandanjainy, nampifandanjaintsika, nampifandanjainay, nampifandanjainareo, nampifandanjain', nampifandanjain-, nampifandanjaim-, nampifandanjai-
Ny hoavy : hampifandanjaina, hampifandanjaiko, hampifandanjainao, hampifandanjainy, hampifandanjaintsika, hampifandanjainay, hampifandanjainareo, hampifandanjain', hampifandanjain-, hampifandanjaim-, hampifandanjai-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31