|
|
|
|

Teny iditra 1  ampifandanjaina
Fototeny  2 lanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Raha ampifandanjaiko ny faniriako sy ny tsy faniriako hody, toa ny tsy faniriana no mavesatra kokoa, nefa tsy tombon-danja ampy hanapahako hevitra avy hatrany izany/ [2.4#40]
8  Tsy maintsy ampifandanjaina ny fampandrosoana ny faritra mba hanamafisana ny firaisam-pirenena. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19