|
|
|
|

Teny iditra 1  ampifilafilaina
Fototeny  2 filafila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampitambazanina: Nampifilafilainy erỳ ilay zanak' olona fa, anio, ilazany fa hangatahiny amin' ny iray volana; rehefa afaka iray volana indray, ilazany fa mbola hieritreritra izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19