|
|
|
|

Teny iditra 1  ampijalina
Fototeny  2 jaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to be made to suffer; to be tortured [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on fait souffrir; qu'on torture [1.8]
Ohatra  9  Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19