Teny iditra | 1 ampingaharatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
basy 4 [1.1] Basy angalisa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a flintlock gun |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] fusil à silex |
Ohatra |
7 Firy lahy no nanapoaka ampingaharatra? [2.69#] |
Voambolana |
8 Miaramila |
Tovy hevitra | 9 ampingaratra |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny ampingaharatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |