|
|
|
|

Teny iditra 1  ampisehoana
Fototeny  2 seho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Nohararaotin' i Dada iny nidinanay iny hampisehoany aminay, amin' i Vola indrindra mantsy, ireo tanimbary sy tanimbolinay eo an-toerana. [2.4#32]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19