|
|
|
|

Teny iditra 1  ampitovina
Fototeny  2 tovy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to be made equal; to be compared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on rend égal ; qu'on compare [1.8]
Ohatra  9  Hitako fa nilaina tokoa ny olona mahay manoratra tsara, satria ny soratra atovana, dia ampitovina amin' ny efa misy eo amin' ny taratasy tsirairay. [2.4#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19