Teny iditra ampohana (ampoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Vontosana, fenoina: Hampohan' Andriamanitra ny soa anie ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be soaked, to be drenched. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampohana, ampohako, ampohanao, ampohany, ampohantsika, ampohanay, ampohanareo, ampohan', ampohan-, ampoham-, ampoha-
Ny lasa : nampohana, nampohako, nampohanao, nampohany, nampohantsika, nampohanay, nampohanareo, nampohan', nampohan-, nampoham-, nampoha-
Ny hoavy : hampohana, hampohako, hampohanao, hampohany, hampohantsika, hampohanay, hampohanareo, hampohan', hampohan-, hampoham-, hampoha-
Filaza mandidy : ampohy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20