Teny iditra | 1 ampombo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny fonon' ny fotsimbary na ny hoditry ny vary akotry [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 husk, bran. See afoka. [1.2] 5 the bran or inner coating of rice removed in cleaning [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 son [1.8, 1.13] 7 Menues parties, déchets des grains que l'on a pilonnés au mortier : ampombom-bary = son de riz, ampombo mahery = le gros son, ampombo malemy = le son le plus fin, ampombon-katsaka= son de maïs. Constituent le plus souvent la base de l'alimentation des animaux domestiques. [1.196] |
Ohatra |
8 navela ny otrikafon' ampombo fa efa misy afokasoka; [2.285#298] 9 Aiza no misy ny toerana ikororohan-dRamatoa ny ampombo? [2.314#11] 10 Nofenoina ampombo sy tainomby ny hady ary nampirehetina. [2.508#342] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry: ahitra |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 13 lila, monga |
Kamban-teny |
|
Lohateny | 21 Mpikororoka ampombo (Rajaobelison Samuël) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/22 |