|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampondra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: mampinono
Fanazavàna teny malagasy  4  bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra [Betsileo] [1.78]
5  Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a mule. [Swa. punda, an ass.] [1.2]
7  a donkey [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  ane [1.54]
9  âne, bourrique [1.8]
10  âne [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  11  Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady. [2.117#120]
12  Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293#]
13  Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy. [2.857#]
14  nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona. [2.285#]
Anaram-biby 
Lahatsoratra  16  Randzavola: ampondra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)17  ampondra
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  vilia [Tanosy] [1.78]
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  21  ampandro, ampondra, mpandaro

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07