|
|
|
|

Teny iditra 1  anakandro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavatra mihefakefaka amin' ny hoditra, fa indrindra ny hodi-tava, mova tsy ny tako-pery manify. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [andro, day.] The name of a slight cutaneous affection, but which in some cases develops into leprosy. The eggs of the adrisa put on the face are used by the women as a charm against this. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 dartre [1.3]
Voambolana  8  Fahasalamana

Fivaditsoratra  anakandro, 9 Anandroka, 10 andranoka, 11 kaondrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19