Teny iditra | 1 anakatsimba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin' ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon' ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae). [Betsileo]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |