|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Analavory
Singan-teny  2  ala, vory
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  4  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)5  Analavory
Singan-teny  6  ala, vory
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.11]
Ohatra  9  Ao analavory, farany atsinanana amin'i Boina no milevina Rasoalao [2.508#]
10  Nitsoriaka fotsiny izahay nandalo an' i Sakay, analavory, Miarinarivo, Arivonimamo. [2.4#]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna
Sary 
12  13  14 

Fivaditsoratra  15 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21