|
|
|
|

Teny iditra 1  anambadiana
Fototeny  2 vady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  8  Roa taona monja no nanambadiany azy, dia nisaorany izy (Il n'y a que deux ans qu’il l’a épousée, et il l'a déjà renvoyée, divorcée) [1.3#797]
9  Fa ny fanahy sy ny vintana no anambadiana, mifanaraka hiany ny fanahy sy ny vintana ao am-hoalohany; [2.48#356]
10  Tsy ny harena no anambadiana, ry ineny Renilezo, fa ny fanahy, fa raha harena, ngaha ory aho eto amin'i Dada sy Ineny [2.324]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21