|
|
|
|

Teny iditra1  anampatsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' anana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [patsa, a shrimp.] An herb used as an esculent. Amaranthus spinosus, L. Same as kimoaelahy (Bets.), and sabotraboay (Sak.).
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (corruption du mot anampatsy). Amaranthus spinosus L. (Amaranthaceae) [Merina]
Ohatra  6  [2.117] Vetivety foana dia feno anantsinahy, beroberoka sy anampatsa ny haronay.
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Singan-teny  8  anana, patsa
Tovy hevitra  9  kimoaelahy, sabotraboay
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02