| Teny iditra | 1 anampy |
| Fototeny | 2 ampy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Enti-milaza izay atao fanampiny amin' ny zavatra iray: Intỳ misy vola kely hanampy ny vatsinao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 Used of something added to something else
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on ajoute
[1.3] |
| Ohatra |
11 Ny mifosa azy amy ny lafy efatra anampy azy avy.
[2.69#]
12 moa mbola misy azonao anampy momba ny Tsodrano aloha? [2.245#] |
| Fivaditsoratra | 13 ampany, 14 ampi~na, ampina, ampiña, anampy, 15 manapy, 16 mpania, 17 pamany, 18 pinama |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|