|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ananganana
Fototeny  2 angana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#44]
Ohatra  8  Telopolo andro raha ela indrindra, aorian' ny fitsipa-hana ny fangataham-pitokisana, no ananganana ny Governemanta vaovao. [2.114#31]
9  Nino ary mbola mino ny olona maro fa tsy maintsy ananganana tsangambato ny maty mba hananany "zara tokotany" ka tsy hivezivezeny any rehetra any. [2.508#434]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  ananganana
Fototeny  12 tsangana
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#751]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21