Teny iditra (1/2) | 1 anarina |
Fototeny | 2 anatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha 5 Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be advised, to be admonished [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on conseille qu'on réprimande [1.8] |
Ohatra |
8 Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha. [2.69#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 añarina |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 sanga, tampony, tendrony [Taimoro]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 17 anarina, añarina, aniràna, aranina, rianana, anarina, añarina, aniràna, aranina, rianana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |