|
|
|
|

Teny iditra 1  anatsinomina
Fototeny  2 anatsimo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alefa na atodi-doha mianatsimo: Rehefa tonga teo amin' ilay tsangambato izahay, dia nanatsinominay ny dianay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be moved southwards. [1.2]
Mpanahaka  10  anavaratina, 11  ankandrefanina, 12  atsinananina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22