Teny iditra | 1 anava |
Fototeny | 2 ava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fanazavàna teny malagasy |
5 ambany amin'ny rano [Betsimisaraka]
[1.78] 6 any amin'ny alehan'ny rano [Sihanaka] [1.78] 7 ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 en aval [1.13] |
Ohatra |
9 Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be. [2.508#] |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny anava io |
Fivaditsoratra | 11 anava, avana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |