Teny iditra | 1 anavaozana |
Fototeny | 2 vao |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#812] |
Ohatra |
5 Dia mbola tsy maintsy tsahivin' ny velona izy, fa raha tsy izany fadiranovana: izany no anaterana zavatra ao am-pasany na ampombàna azy ny zava-tiany fahavelony, izany no anavaozana ny lambamena nafono azy. [2.296#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 anavaozana, anazavanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |