|
|
|
|

Teny iditra 1  andalovana
Fototeny  2 lalo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  8  Faly izahay ny asabotsy fa mandeha manasa lamba any Ikopa ka afaka mividy mangahazo masaka tao Ambanidia izay andalovana. [2.356#]

Fivaditsoratra  andalovana, 9 voan-dalana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26