|
|
|
|

Teny iditra1  andefimandry
Singan-teny  2  andefitra, mandry
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  5  Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat. [1.2]
7  a wife [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  épouse, conjoint [1.8]
Ohatra  9  Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro! [2.298#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny andefimandry io

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02