|
|
|
|

Teny iditra 1  andevovavy
Singan-teny  2 andevo, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Ohatra  6  Molotr' andevovavy tezitra ny vahindrorohany; [2.69#254]
7  Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifolo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508#471]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19